|
|
|
|

Entry1  tsy nahy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  tsy iniana atao [1.1]
Explanations in English  4  unintentionally, accidentally [1.7]
Explanations in French  5  qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8]
Examples  6  tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[2.131]
7  Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]
Elementary words  8  tsy, nahy

Updated on 2023/08/17